Tatitra

Guinée : 9% ny taham-pahafahana bakalorea tamin’ity taom-pianarana ity

9% monja ny taham-pahafahana bakalorea tao Guinée raha ny tatitry ny minisitry ny fampianarana tao an-toerana, Guillaume Hawing. Ora vitsivitsy talohan’izany nefa dia efa niteraka resa-be ny faharatsian’ny vokatra fidirana T5 izay 17% monja sy ny taham-pahafana BEPC izay 15%.

Nampametra-panontanina ny maro ao an-toerana izany faharatsian’ny vokatra eo amin’ny sehatry ny fampianarana ao Guinée izany.

Laisser un commentaire