Dépêches

Fitsarana miaramila : 16.649 ireo efa namaly ny antso

7 jolay, 11h 00 Tao anatin’ny andro roa voalohany amin’ny fitsarana miaramila eto Antananarivo renivohitra dia zatovo miisa 16.649 no tonga namaly ny antso ka 12.415 ny zatovolahy raha 4.279 kosa ny zatovovavy. Manomboka amin’ny 06:30 maraina ka hatramin’ny 03:30 tolakandro no hanaovana izany ho an’ireo tanora eo anelanelan’ny 19 ka hatramin’ny 31 taona izay tsy mbola nahavita fitsarana miaramila, ary maimaim-poana hatrany.

Laisser un commentaire