Fitaterana: Azo ampiasaina amin’izay ny seza volamena ho an’ny taxibe rehetra
21 Jona, 10h00. Afaka ampiasaina amin’izay ny seza afovoany na strapontin ho an’ny taxibe rehetra. Tsy maintsy mbola hanaovana kosa
Read More
21 Jona, 10h00. Afaka ampiasaina amin’izay ny seza afovoany na strapontin ho an’ny taxibe rehetra. Tsy maintsy mbola hanaovana kosa
Read More21 Jona, 09h00. Zaza varira eo amin’ny 05 taona eo no nisy naka an-keriny ny alin’ny omaly alatsinainy 20 jona
Read More21 Jona, 08h00. Polisy miisa 150 no tonga niaro ireo ankizy mpanala fanadinana ho an’ny androany. Hitandro ny fiarova sy
Read MoreMizotra soa aman-tsara ny asa fanamboarana ny EPP Miadana ao amin’ny kaominina Alasora. Isan’ny vina napetraky ny kaominina entina hanatsarana
Read MoreMisokatra ny fandraisana ny anaran’ireo maniry te handray anjara amin’ny « Tournoi Foot à 7 » ao amin’ny kaominina Ankadinandriana Avaradrano. Isaky
Read MoreNahazo fanampiana avy amin’ny kaominina Ambohimangakely ireo mpianatra mpanala fanadinana CEPE ao amin’ny kaominina. Hanampy betsaka azy ireo hiatrika ny
Read MoreTontosa ny fizarana loka tamin’ny hetsika « Mini-championnat de Lecture en Français ». Ny kaominina Anosy Avaratra sy ny kaominina Ankadikely Ilafy no
Read MoreNisy ny fivoriambem-pokontany tao amin’ny kaominian Anosy Avaratra. Sehatra maro tao anatin’ny kaominina no navoitra sy nodinihina nandritra izany. « Lafin-javatra
Read MoreFanehoana ara-javakanto nentin-drazana ny « Flamenco ». Karazana gadon-kira sy dihy ao Espagne efa tamin’ny taonjato faha 18 izy io. Dihy noforonin’ny
Read More20 Jona, 14h00. Ny JEA Vakinakaratra no nandresy tao amin’ny sokajy vehivavy tamin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja Basketball.
Read More