Dépêches

Fitaterana: Azo ampiasaina amin’izay ny seza volamena ho an’ny taxibe rehetra

21 Jona, 10h00. Afaka ampiasaina amin’izay ny seza afovoany na strapontin ho an’ny taxibe rehetra. Tsy maintsy mbola hanaovana kosa ny arovava orona na ho an’ireo mpamily sy ny mpanampy azy, na ho an’ireo mpandeha rehetra.

Laisser un commentaire