Vady loloha : Tena nisy teo amin’ny malagasy ny vady lasan’ny mpiray tampo
Raha maty ny rahalahin’ny lehilahy iray tamin’ny fomba malagasy fahiny dia ny iray tampo aminy no afaka manambady ny vadiny. Izany fomba izany no nantsaoina hoe « vady loloha » izay misy miantso ihany koa hoe « vady lova ». Tsy voatery natao nefa izany fomba izany.
