Ambilobe : Zaza varira nisy naka an-keriny
21 Jona, 09h00. Zaza varira eo amin’ny 05 taona eo no nisy naka an-keriny ny alin’ny omaly alatsinainy 20 jona teo tao Sirama Ambilobe. Tsy mbola hita sy naharenesam-baovao ny momba ilay zaza sy ireo mpaka an-keriny hatreto.
