ActualitésTsidika

Mandritsara : Nanomboka ny adina ara-panatanjahantena ho an’ny BEPC

Natomboka androany alatsinainy 30 mey ary haharitra telo andro ny fanadinana BEPC 2022 taranja fanatanjahantena ho an’i Mandritsara ambonivohitra. Mpiadina 2592 no voasoratra anarana andrasana hiatrika izany izay mizara 72 vondrona. 12 isan’andro ny vondrona no miatrika izany, 6 maraina ary 6 hariva. 2,77% ny mpiadina kosa no tsy tonga ho an’ny maraina teo.

Laisser un commentaire