1835- 1897 : I Andrianaivoravelona Joseph no mpitandrina voalohany teto
Teraka tao Ambohitromby tamin’ny 1 Janoary 1835 i Andrianaivoravelona Joseph, zanak’Andrianavalona sy Razafimalala. Taizan’ny kristianina izy. Nianatra soratra, namaky Soratra
Read More