Volosarika Ambanidia : Sady mitsabo no mampianatra ankizy avy amin’ny fianakaviana sahirana ny CSB II
Tontosa tamin’ny alatsinainy ny fitokanana ny foto-drafitrasa nasiam-panavaozana, CSB II Volosarika Ambanidia. Vola mitentina 460 tapitrisa ariary no natokan’ny tetikasa
Read More