ActualitésTsidika

Ministeran’ny fiarovam-pirenena : Potehina ireo basy tsy ara-dalàna

Tontosaina etsy Analakely amin’izao fotoana izao ny hetsika famotehana ireo basy tsy ara-dalàna nandritra ny iray volan’ny famotsoran-keloka. Manome voninahitra ny hetsika eny an-toerana ny minisitry ny Fiaraovam-pirenena, Jeneraly Rakotonirina Léon Jean-Richard.

Hasina Rasamimanana

Laisser un commentaire