Faratsiho : Tantsaha 2313 no nahazo kara-tany
Tafiditra ao anatin’ny politikan’ny fitondram-panjakana ny fanoratana faobe ny zo fananan-tany (kara-tany). Notanterahana tao amin’ny Distrika Faratsiho kaominina Faravohitra izany
Read More
Tafiditra ao anatin’ny politikan’ny fitondram-panjakana ny fanoratana faobe ny zo fananan-tany (kara-tany). Notanterahana tao amin’ny Distrika Faratsiho kaominina Faravohitra izany
Read MoreDans l’actualité du jour, on apprend que l’Assemblée nationale malgache participe, les 26 et 27 avril, à un séminaire en
Read MoreDihy tsimihety ny Alalaosy. Ny faritra Sofia no nihaviany. Lehilahy sy vehivavy no milahatra mifanelanelana no manatanteraka azy ka ny
Read More27 Aprily, 09h30. Mbola ao amin’ny Distrikan’i Betroka no misy ny foiben’i Jasmine. Nihena hatrany ny heriny. 40 km/ora ny
Read MoreTontosa ihany ny fanirian’i Elon Musk dia ny ho tompon’ny Twitter feno. Azony tamin’ny vidiny 44 000 tapitrisa dollars izany
Read MoreRaha tsiahivina dia renim-pianakaviana niandry ny fanamelohana azy ho faty noho ny famonoany ny zanany Mariah Alvarez tamin’ny taona 2007
Read MoreManoloana ny fikasan’i Russie hibodo tanteraka an’i Donbass sy ny fandrahonany hanitatra ny fifandonana eo aminy sy Ukraine eo amin’ny
Read More27 Aprily, 09h00. Olona 5 no fantatra fa naratra tonga tao amin’ny Urgence omaly noho ny rivodoza Jasmine. Iray tamin’ireo
Read More27 Aprily, 08h00. Fiarakaretsaka iray no nidonaka teny Antanimena omaly talata ka niafara tamin’ny firehetana izany. Avotra soa aman-tsara ny
Read MoreLes financements alternatifs 1. Crowdfunding Financement participatif dont la collecte de fonds se fait par le biais d’internet. C’est un
Read More