ActualitésTsidika

Faritra Sava : Zana-kazo 7 000 no novolena

Nanatontosa fambolen-kazo ny Prefektioran’i Sambava Faritra Sava ny faran’ny herinandro teo. « Fambolen-kazo fanarenana ny loharano antoky ny fiveloman’ny mponina » no lohahevitra novohizina tamin’izany. Zana-kazo 7000 no novolena, izany. Nisy acacia 2 000, foraha 2 000 ary tsararavina 3 000. Velaran-tany mirefy 3 300 Ha kosa no ho rakofana ala ao amin’ny faritra Sava. 

Hasina Rasamimanana

Laisser un commentaire