Mahitsy: Dahalo iray maty tsy tra-drano
07 Aprily, 10h30. Dahalo iray no tratra teny Ankadimainty akaikin’ny Mahitsy tamin’ny 9 ora maraina teo. Maty tsy tra-drano ity dahalo tratra ity raha mbola ifanenjehana kosa ny namany iray hafa.