Sora-piankohonana : Nohamoraina ny asa fanaovana azy tao Anosy Avaratra
Nisy fanavaozana ny asa misahana ny soram-piankohonana tao amin’ny Kaominina Anosy Avaratra. Narahina fampiofanana ireo tompon’andraikitra izay misahana ny sora-piankohonana
Read More