Dépêches

Tontolo iainana: Hosaziana ireo tratra mandoro tanety

20 Janoary, 11h00. Homena sazy ireo olona tratra mandoro tanety na mandoro ala. Hojerena akaiky ny lalàna momba ny sazy ampiharina amin’ireo olona izay tratra hoy ny avy ao amin’ny Ministeran’ny tontolo iainana. Hoentina mandritra ny fivoriana eny amin’ny Antenimierampirenena izany avy eo.

Laisser un commentaire