Toliara: Simba tanteraka ny tetezana Tongobory
20 janoary, 11h45. Ahiana hitera-doza ny tetezana Tongobory Toliary noho ny foto-drafitr’asa izay efa antitra. Manomboka mitsoaka tsikelikely ny gorodona. Malemy ihany koa ny arofanina, miha malalaka ireo loadoaka. Tokony hitadiavam-bahaolana haingana ity tetezana ity mba ahitan-doza.
