BC1: Famonoana olona amin’ny antsy noho ny hatezerana tafahoatra
06 Janoary, 09h00. Fifamaliana noho ny resaka « chargeur » finday tsy hita no nanatsatohan’ny mpanampy vavy iray ain’ny raim-pianakaviana iray tamin’ny antsy. Nandositra ilay mpanampy ary rehefa nanao ny fanadihadiana ny Polisy dia niaiky ny helony izy.
