Dépêches

Nahiditra am-ponja vonjy maika ilay lehilahy nisandoka ho Tale ao amin’ny fiadidiana ny Repoblika.

17 Novambra, 08h00. Ny volana aogositra lasa teo ity lehilahy iray ity no nanomboka nanao ny asa ratsiny amin’ny fisandoana andraikitra ka olona maro mitàna andraikitra amin’ny fitsaboana no efa lasibatra tamin’izany ary vola an-tapitrisa maro no azony. Tamin’ny alalan’ny fikaroana nataon’ny manam-pahefana no nahafantarana ny mombamomba azy, izay nirosoana tamin’ny fisamborana avy hatrany

Laisser un commentaire