ActualitésTatitra

France : Hiaran’ny fanahiana ny telo ampahaefatry ny mpianatra mpitsabo

75% ny mpianatra mpitsabo ao France no mararin’ny fanahiana (anxiété) rehefa nano fanadiadina ireo tompon’andraikitra tao an-toerana. Mitarika fahaketrahana amin’ny 39% amin’ny mpianatra io fanahiana io raha ny fanazavana.Niakatra io taha io raha oharina ny tamin’ny taona 2017 hoy i Nicolas Lunel, filohan’ny Anemf (Association nationale des étudiants en médecine de France) ary anisan’ny nampiakatra izany raha ny fanazavany, ny valan’aretina, ny fanapepoana sy ny herisetra na ara-tsaina na ara-nofo.

Laisser un commentaire