Fitsidihan’ny ben’ny tanàna ny Zaimaika vaovao.
22 Oktobra, 15h00. Vinavinaina ho vita tanteraka ao anatin’ny iray volana ny famaranana ny fanarenana ny tsena Zaimaika vaovao eo Analakely. Arak any efa hita dia niova ho fotsy izay natao mariky ny fahadiovana ny lokony ary hatao manaram-penitra tanteraka.
