Toe-karena Malagasy : Fanondrana an-tsokosoko varika miisa 48
Fanondrana an-tsokosoko : varika miisa 48 (lemur catta sy lemur brun) sy sokatra miisa 1076 avy aty Madagasikara no tratra nentin’olona tany amin’ny hotely lehibe iray tany Thailand. Olona 6 no efa voasambotry ny manam-pahefana any an-toerana mahakasika ity raharaha ity.
