Dépêches

Filohan’ny Antenimieram-pirenena : Fantatra, hoy izy, ilay olona namaky ny tranony

Dépêche 24 mai, 13h, Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety nahakasika ilay trangana halatra tao amin’ny trano fonenany i Christine Razanamahasoa. Fampihorohoroana sy fampatahorana no fiheverany izany tranga izany raha arak any fanambarany. Araka ny fanambarany hatrany dia efa fantany ny olona mety nahatonga ireny loza ireny saingy hajanony ho tsiambaratelo izany mandra-pivaly ny fanadiadiana. Nilaza izy fa tsy milavo lefona amin’ny fampitahorana toy ireny fa vao mainka mampijoro azy amin’ny asa lehibe nankinina taminy izany.

Laisser un commentaire