ActualitésTatitra

Corée : Nanaisotra balalafomanga balistika

Nanaisotra balafomanga balistika iray tao amin’ny faritra Antsinany ny Corée du Nord, izay miazony ranomasina, ny Talata farafahatarany, hoy ny tatitra avy amin’ny Corée du Sud sy Japon, izay nahatonga ny praiminisitra Japonais hampiato ny Fampielezan-keviny ka nanemotra ny seho ara-tsidina sy ara-piarovana izay nosokafana tao Séoul.Nisy ireo solotena Amerikanina sy Koreanina Atsimo nifanankalo hevitra tao Washington, ny Alatsinainy teo, momban’ny antonta-taratasin’ny Koreanina Avaratra. Raha raha ny mpanao gazetin’ny Koreanina Atsimo kosa dia tokony hisy fivoariana mikasika ny Corée du Nord eo amin’ny Sud-coréen sy Japonais anio Talata.

Laisser un commentaire