ActualitésTatitra

Inde : Manokatra ny sisintaniny

Nanapa-kevitra ny hanokatra ny sisi-taniny ny Indianina tao aoriann’ny eritaona sy tapany nanakatonana izany ka hanomezana alalana indray ireo mpizaha tany manana « visa » hitsidika ny taniny.Raha tsiahivina anefa dia nahatratra hatramin’ny 400 000 ny salan’ny fifindran’ny aretina tao amin’izy ireo noho ny hamafin’ny « variant Delta » izay marihana fa tao amin’izy ireo hatrany no niatombohany.Manoloana izany tranga izany dia nanao antso avo ny minisiteran’ny raharaham-bahiny ao Japon ho fanakanana ny mponina ao aminy tsy hitsidika ny firenena Indianana raha raha ny voalaza hatrany.

Laisser un commentaire