Nivaly omaly ny didim-pitsarana mahakasika ny raharaha « Eddy bois de rose »
13 Oktobra, 08h02. Afaka madiodio nohon’ny tsy fahampian’ny porofo izay nianpangana azy i Pr Auberlin sy Dr Jean Marie. Sazy mihatra mandritra ny iray taona kosa ho an’ilay telo lahy mpiandry fonja sy ireo olona telo voarohorohy tamin’ilay raharaha. Sazy mihatra rao taona kosa ho an’ny Eddy Maminirina, izay nikasa ny handositra nandritra ny fitsaboana azy.
