Etats-Unis : Lehilahy iray nisambotra voay tamin’ny fitoeram-pako
Taitra i Eugene Bozzi, 26 ans raha naharehy ny zanany vavy nitabataba rehefa nahita voay nivezivzey tao an-toerana. Tao amin’ny tànanan’i Mount Dora, en Floride no nisehoan’ny tranga ny herinandro lasa teo. Tsy nisalasala kosa izy nisamboatra ny voay tamina fitoeram-pako. Niezaka nampiditra izany tao anatiny izy ary rehefa tafiditra dia natsangany ny fitoeram-pako ary natosiny hatreny amin’ny rano nisy ny voay. Miaramila teo aloha i Eugene Bozzi, nampalaza azy tao an-toerana mihitsy ny hetsika nataony.https://twitter.com/i/status/1443187717790122002
