SocialTatitra

Tsy afaka mihetsika ny mason’ny vorondolo

Tsy afaka mijery miorirana ny mason’ny vorondolo, raikitra ao amin’ny « orbite » ny masony. Izany no mahatonga azy tsy maintsy manodina ny lohany rehefa hijery miorirana raha ny fanazavana ary mahavita manodina ny lohany 270° ny vorondolo raha 90° ny an’ny olombelona. “Souple” ny tendanany ary manampy azy amin’izany ny fananany hazon-damosina efatra ambin’ny folo.https : //www. youtube. com/watch ? v=NoeMHJRBH1E

Laisser un commentaire