Nanatanteraka fifidianana izay filoha vaovao ny teo anivon’ny sendikan’ny indositria Malagasy
24 Septambra, 07h48. Voafidy ho filoha hitantana ny sendikan’ny indositria Malagasy indray ny filoha teo aloha Amiraly Hassim. Izy izany sady Tale Jeneralin’ny “Food and Beverage”. Telo taona no voatondro hiasan’ity Filoha ity, ity taona 2021ity hatramin’ny taona2023
