Toetr’andro : Vinavinaina hikasika an’ny Madagasikara ilay andro ratsy Darian
Dépêche 21 décembre, 15h, Nanambara ny avy ao amin’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro fa misy andro ratsy vao miforona any izay mitondra ny anarna hoe Darian. Vinavinaina hikasika ny fari-dranomasina atsinanan’ny Nosy izany Alakamisy 22 desambra izao. Tsy tokony hitondra akony betsaka ho an’ny Madaagsikarav anefa izany fa ilaina hatrany kosa ny fahamailoana amin’ny trangan-javatra toy izao. Ny any amin’ny faritra atsimo hatreto no nahazo fampitandremana ny amin’ny mety ho habetsaky ny rotsak’orana ka izany ihany koa no ilaina fitandremana
