Dépêches

Fanaovan-tsonia ny tetikasa Mandraka 3

21 Septambra, 07h30. Tontosa omaly tao Paris, Renivohitr’i Frantsa ny fanaovan-tsonia ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny fitondram-panjakana Malagasy sy ny Tahirim-bolam-panjakana Frantsay, momba ny tetikasa Mandraka 3. Tetikasa fanampiana ny angovo azo avoizina sy famatsiana herinaratra eto Madagasikara. Tanjona amin’izany ny iarovana ny tontolo iainana, indrindra ho an’ny eto andrenivohitra.

Laisser un commentaire