Dépêches

Fivoriana fakan-kevitra momba ny fanokafana indray ny sisitany.

14 Septambra, 12h10. Nisy fivoariana arak’asa natao ny androany 14 Setpambra 2021 teny amin’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny teo ambany fitarihan’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, ny fizahan-tany ary ny raharaham-bahiny, teo anatrehan’ireo solontenan’ny Ministeran’ny fitaterana sy ny indostria. Nandray anjara tamin’ity fihaonana fakan-kevitra ity ireo parlemanta (solombavambahoaka sy loholona)ary koa ireo solontenan’ny sendikà matihanina amin’ny fizahantany eto Madagasikara (GEM, SIM ary FIVMPAMA)

Laisser un commentaire