Dépêches

Fanadinana CEPE 2021

06 Jolay, 16h30. 546 365 ny isan’ny mpiadina androany. 79 tamin’ireo no manana fahasembana. Jamba ny 17 amin’ireo, ny 6 kosa manana fahasembanana ara-pahitàna. Ny 1 no manana fahasembanana ara-tsaina, ny 7 dia manana fahasembanana ara-batana ary ny 48 dia moana-marenina. Lehilahy 51 taona kosa ny zokiny indrindra niatrika ny fanadianana. “Tsy natao hahamenatra ary fisondrotana grady amin’ny asa no antony” hoy izy.

Laisser un commentaire