ActualitésTatitra

France : Nankalaza ny faha 108 taonany i Yvonne Benoît

Nankala ny faha 108 taonany ny alarobia teo i Yvonne Benoît. Ao anatin’ny fikamaban’ny « Un Fauteuil à la Mer » natokana ho an’ireo olona manan-kilema izy. Tonga nankalaza niaraka taminy teny amoron-dranomasin’i Vignette ao Giens ny fianakaviany sy ireo ao amin’ny fikambana ireo. 34 taona izy no tonga tao Hyrès, miasa nandritra ny 20 taona tao anaty birao izy raha ny fanazavany ka manararotra ny fijerena ranomasina indray amin’izao faha 108 taonany izao. Mbola matanjaka sy afaka miresaka tsara izy raha amin’io taonany io.

Laisser un commentaire