Dépêches

Ambatolampy RN7:

30 Aogositra, 10:15. Ambatolampy RN7: Tontosa ny Fetin’ny Mimosa tao amin’ny faritra vakinakaratra, fety ara-toekarena sy ara-kolontsaina ary zava-kanto nanamarihana ny hakanon’ny zava-boary ary nampiratiana ireo vokatra avy ao Ambatolampy. Nanome voninahitra ny fanokafana ny fotoana ny Ministry ny fanabeazana sy ny Ministry ny kolontsaina ary ny Governoram-paritra Vakinakaratra.

Laisser un commentaire