Actualités

Lozam-pifamoivoizana tany amin’ny RN5

30 Aogositra, 10:00. Fiara 4×4 hihazo an’i Mananara Avaratra no tra-doza teo Ambalava Fenerivo Atsinanana, ny alin’ny sabotsy 28 aogositra teo, tamin’y 10 ora tany ho any. Raha ny filazan’ny nanatri-maso dia nanala olona mamo teny amin’ny arabe ity fiara ity ka namantana avy hatrany tany anaty ala. Tsy nisy ny aina nafoy saingy maromaro ireo olona naratra tao anatin’ity lozam-pifamoivoizana ity.

Laisser un commentaire