Nasiana jiro tao amin’ny fokontany Andranomadio Toamasina
18 Aogositra, 07:30. Nametraka jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro miisa 20 hanazava ny fokontany Andranomadio ny sampam-piatohana ARO. Izany dia vokatry ny fiaraha-miasa eo aminy sy ny kaominina renivohitra Toamasina.
