SportTatitra

Tunisie : Notsenaina tamin’ny fomba mahoraka i Ahmed Ayub Hafnaoui sy Mohamed Khalil Jendoubi

Mpifaninana avy any Tunisie roa no nanaitra ny maro nandritra ny lalao olympika tao Tokyo. I Ahmed Ayub Hafnaoui nahazo ny medaly volamena teo amin’ny taranja lomano, 18 taona monja sy i Mohamed Khalil Jendoubi nahazo ny medaly volafotsy teo amin’ny taranja Taekwondo izay 19 taona. Nahatratra ny tampony avy izy roa lahy ireto na dia teo aza ny tsy fahampian’ny enti-manana. Noraisin’ireo Tunisien tamina lanonana izy ireo.

Laisser un commentaire