Natomboka anio ny Baccalauréat
09 Aogositra, 08h30. Nanomboka androany ny fanadinana Baccalauréat ho an’ny taom-pianarana 2020-2021. Ny taranja Filozofia no nisantarana izany ho an’izao maraina izao. Ny alakamisy izao no hifarana ny fanandinana ho an’ny sokajy ankapobeny.
