SocialTatitra

Israel : Nanameloka ny firaisan’ny tafika sy ny mpanjanaka (colons) tsikombakomba ao Cisjordanie ireo miaramila israélien teo aloha

Navoakan’ny ONG Breaking the Silence am-pahabemaso ny alarobia teo tao anatin’ny tatitra natao tsikombakomba misy eo amin’ny tafika sy ireo mpanjanaka israéliens. Miaro ireto tsy maty manota ireto ny tafika araka ny fanzavana nentin’izy ireo. Ny fifandraisan’ny fo eo amin’ny tonto hoy ny mpijoro vavolombelona, ny finamanana mampiray an’ireo tafika sy mpanjanaka ireo dia izy samy avy amin’ny firenena iray, avy amin’ny fitovizan’ny firehan-kevitra sasany ihany koa fa indrindra amin’ny ady iombonana amin’ny Palestiniens. »Izany rehetra izany no niteraka “rafitra” teo amin’ny roa tonta ka tsy mirotsaka an-tsehatra manoloana ny herisetra ataon’ny mpanjanaka intsony ny tafika, tsy misy mihaino ny fitarain’ny Palestiniens ary na misy aza dia malaky mikatona ny raharaha » hoy ny mpitondra tenin’ny ONG Breaking the Silence, Ori Givati. Vaovaoo avy any amin’ireo miaramila israélian teo aloha raha ny fanazavany.

Laisser un commentaire