Dépêches

Vinavinan’ny toetry ny andro 22-23-24 JOLAY 2021

22 Jolay, 08h10. Manombona amin’ny 9° ny mari-pana ambany indrindra amin’ity faraparan’ny herinandro ity izay hita any Antsirabe ary 33° y ambony indrindra ao Mahajanga. Hisy tandrifindrahona kely ny zoma izao any amin’iny faritra atsimo iny ary hanorana malefaka any Antalaha sy Analanjirofo, hitohy ny sabotsy 24 jolay, toy izany ihany koa ny ao Vatovavy Fitovinany sy Atsimo Antsinanana. Hisy tandrifindrahona miserana kosa raha ny any Taolagnaro ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro amin’ireo faritra sisa.

Laisser un commentaire