Fanombohana ny tetik’asa « Avotra Mirindra » any Amoron’i Mania
22 Jolay, 09h01. Tokatrano miisa 6000 ao anatin’ny kaominina 10 ao amin’ny Distrika Manandriana faritra Amoron’i Mania no hisitraka ny tetik’asa « Avotra Mirindra » izay iarahan’ny Ministeran’ny Fambolena sy Fiompiana ary ny Jono amin’ny FID. Tanjona ny hanarenana indray ny tontolo iainana amin’ny alalan’ireo tokantrano ireo. Hisitra fiofanana avy amin’ny Ministeran’ny tontolo iainana ihany koa iretsy farany manodidina izany sehatra izany%.
