Amérique: Central Park
Toerana maitso misy velarana 341 hektara (3.41 km2, tokotokony ho 4 km amin’ny 800 metatra) ao amérique I Central Park ao amin’ny boriboritanin’i de Manhattan ao New York. Tantanan’ny Central Park Conservancy izy manana teti-bola 200 tapitrisa dollars isan-taona ary karakarin’ny New York City Department of Parks and Recreation toy ny toerana maitso rehetra ao an-toerana.Vita ny taona 1873 izany rehefa naorina nandritra ny 13 taona araka ny drafitra nataon’i Frederick Law Olmsted sy Calvert Vaux. Anisan’ny valan-javaboary be mpitsidika indrindra ao États-Unis izy amina mpitsidika 37,5 tapitrisa isan-taona. Ahitana farihy artifisialy maromaro ao amin’ny toerana, “chemins piétonniers », “patinage » ranomandry 2, faritra fiarovana ny fiainana dia ary toerana fanaovana fanatanjahan-tena sy filalaovana.
