Mpangalatra moto tra-tehaka tao Toamasina
07 Jolay, 10h00. Lehilahy miisa telo no tratran’ny FIP Toamasina niaraka tamin’ny moto halatra omaly. Raha ny fantatra dia tambazotra mihitsy no misy azy ireo ary mbola karohina ny mpiara-miasa aminy amin’izao.
