Dépêches

Nitsdika ny tanora tany Diego ny Minisitra

07 Jolay, 09h45. Nihaona tamin’ny tanora tany Diego ny Minisitry ny Tanora, Tinoka Roberto tao amin’ny tranoben’ny tanora, omaly 06 Jolay. Nitaraina tamin’ny olana izay nahazo azy ny tanora indrindra teo amin’ny sehatry ny fialamboly izay tsy ampy any Antsiranana. Miainga avy any ifotony ny fampandrosoana ny tanora hoy ny Minisitra tamin’izany.

Laisser un commentaire