By Pass : Fiara fitateram-bahoaka voadonan’ny kamiao
30 Jona, 07h 45. Fiara fitateram-bahoaka iray, nikasa hanala olona no nodomin’ny Kamiao avy ato aoriana ny talata 29 Jona lasa teo. Tsy nisy ny aina nafoy na naratra, pempo kosa ny vodin’ilay Taxibe. Mila fitandremana hatrany isika mpampiasa lalana.
