ActualitésTatitra

France : Ny Traité de Versailles, fifanekem-pihavanana nosoniavina ny 28 jona 1919

Teo amin’i Allemagne sy ny Alliés na ny mpiara-dia aminy tamin’ny faran’ny ady lehibe voalohany no nanatanterahina ity fifanekena ity. Noforonina nandritra valan-dresaka atao Paris izy ity ary vita sonia ny 28 juin 1919 daty nahatsiarovana ny fanafihana tao Sarajevo, tao amin’ny “Galerie des Glaces du château de Versailles”, ary navoaka ny 10 janoary 1920.Nambaran’izy ireo ny fiforoanan’ny “Société des Nations (SDN) » ary namaritra ny sazy manohitra ny Allemagne sy ny mpiara-dia aminy. Ity farany izay tsy nisolo tena azy nandritra ny valan-dresaka ka nesorina tamin’ny faritra sasany ary tsy nahazo natao zanatany ka niharan’ny olana ara-toekarena mazana sy ny fahaizan’ny tafika voafetra.

Laisser un commentaire