SocialTsidika

Faty roa hita tao an-trano tany Farafangana

Mitohy hatrany ny tsy fandrim-pahalemana eto Madagasikara ary toa hita taratra manerana ny Nosy indray izany. Lelilahy roa indray no hita faty tao an-tranony tao Farafangana.

Araka ny vaovao azo dia tsy nisy na inona na inona tsy hita na banga tao amin’ny trano fa toa miendrika vonon’olona tsotra izao ity raharaha ity. Araka ny fantatra ihany koa dia mpirahalahy ireto niaran-doza ireto ary samy Katekista avy ao amin’ny Fitandremana Sarinosy Etrotroka Atsimo izy roa lahy. Lonilony ve sa tsy fifanarahana no nitarika izao famonona olona izao ?

Hasina Rasamimanana

Laisser un commentaire