SportTsidika

Mifarana ny fifanarahana nataon’i Lalaina Nomenanjahary tamin’ny Paris FC

Tsy nahazo fanitarana ny fifanarahana tao amin’ny Paris FC intsony i Bôlida araka ny nambarany. Omaly Alatsianiny no nanala mpilalao maromaro tao amin’ny mpikambana ity fikambanana ity kiloba frantsay ity, ary tafiditra tao anatin’izany i Lalaina Nomenjanahary.

Raha tsiahiviny dia ny taona 2016 izy no nanatevin-daharana ity vondrona ity ary izao amin’ity volana jona ity izao. Efa mananika faha 35 taonany I Bôlida ankehitriny, izany efa mamarana ihany raha eo amin’ny sehatry ny baolina kitra no resahina, mbola ho mora aminy ve ny hiditra amina ekipa vaovao ?

Hasina Rasamimanana

Laisser un commentaire