PolitiqueTatitra

Birmanie : Voapanga ho nanao kolikoly ny filoha teo aloha

Taorian’ny fanonganam-panjakana nisy tany Birmanie ny 1 Febroary lasa teo dia voapanga ho nanao kolikoly ny filoha teo aloha tany an-toerana , Aung San Suu Kyi. Voarohirohy ho naka vola 500000 Dolara sy volamena 11 Kg tany amin’ny Minisitry ny Fitantanana ny faritra Rangoun, Phyo Min Thein ny alakamisy 10 Jona lasa teo. Nanararaotra ny fahefany loatra i Aung San Suu Kyi ka izao voapanga izao. Manameloka tanteraka izao asa kolikoly ataony izao ny fitondrana miaramila misy any ary nandefa azy an-taon amaro anya m-ponja. Ary manomboka eto dia isan’ireo gadram-politika izy.

Laisser un commentaire