ActualitésTatitra

Royaume-Uni : Tsy maintsy mitoka-monina ny mpandeha avy any Portugal

sy te ho tandindomin-doza ny mponina ao Royaume-Uni. Noho izany, nanao fanambarana nympitondra fanjakana omaly fa miverina ny fitokana-monina, na “quarantaine”, ho an’ireo mpandeha tonga avy any Portugal. Manomboka ny talata ho avy izao ny fanombohana ny fanisana ny 10 andro hanaovana ny fitokana-monina. Nahadiso fanantenana ho an’ireo misehatra amin’ny fizahan-tany sy ny fitaterana ity fanapahan-kevitra noraisin’ny governemanta britanika ity.

Laisser un commentaire